🌐 WorldLive
Accueil › 🇺🇸 États-Unis › Actualités

SOMBIM-BAOVAO

I Zimbaboe sy i Namibia no iray vondrona amin’i Madagasikara, amin’ny fifanintsanana hahazoana ny tapakila amin’ny « Afrobasket U18 », hatao ny 22 jolay hatramin’ny 30 jolay izao, any Zimbaboe. Izay ekipa voalohany ao anatin’ny vondrona no hiatrika ny « Afrobasket » hatao any Côte d’Ivoire, ny 5 hatramin’ny 16 aogositra izao. Hotanterahina ny [...]