🌐 WorldLive
Accueil🇺🇸 États-UnisCulture

Mahitsy: tovolahy nanolan-jaza voasambotra

Voasambotry ny zandarimaria ny lehilahy iray nampihatra herisetra tamin’ny zazavavy 9 taona, tao amin’ny fokontany Andranovelona, kao­minina Mahitsy, distri­kan’Ambohidratrimo, omaly maraina. Nirahin’ny ray aman-dreniny ity zazavavy 9 taona ity. Nitondra vola 2 000 Ar sy harona. Nifanena tamin’ny lehilahy iray mpiambina tanàna, voarebireby ilay zazavavy. Nentin’io mpiambina io niditra ny tanàna [...]